mandehana (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1– Mandehana ,mandehana ianao
Dieny mbola malaina
Mamafaza voa sao mba misy antenaina
Afafazonao avokoa ireo tsara anananao
Fa ho mamy anie ‘zay rehetra ataonao

2-Mandehana ,mandehana ianao
Dieny mbola malaina
Mamafaza voa sao mba misy antenaina
Mazotoa amin’ny asa izay fanompoana ny Tompo
Fa tsy ho edlthwoj very maina anie ‘zay nikelezanao aina

REF:
Koa mandehana ary ianao amin’izao tontolo izao
Dia ataovy mpianatro ny firenena
Torio ho ren’ny tany ho ren’ keaf ny lanitra
Fa maty Jesoa noho ianao
          tononkira.serasera.org    vsrn                 A . Hery Razanakoto  

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : sami FJKM ITAOSY
Visites : 598
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 09:14
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6359