mahery tsy hay tohaina (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Marobe ‘reo tsy tia ,mitady  hamingana ahy
‘zany indrindra Tompo tia ô bsndyvou ! No hivavahanay
Tsy misy afa-tsy Ianao no mahavonjy ny tsy manan-kery
Raha hiady amin’ireo fahavalonay izahay
Fantatrao fa malemy izahay ka tczovkl vonjeo
Fa mitaraina Aminao
Fa ianao Tompo ô ! No iankinanay
Ny Anaranao no andehananay
Hiady amin’ireo ‘zay fahavalonay
Ianao no Andriamanitray
Aza avela hisy olona haharesy Anao
Asehoy ry Tompo fa tononkira.serasera.org mahery Ianao
Mahery tsy hay  tohaina ny herinao
                                  ( TimII 14:10)
             A . Hery Razanakoto  (12 Mars 2017)


deywl

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSY
Vangy : 557
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 09:13
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0418