mahery tsy hay tohaina (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Marobe ‘reo tsy tia ,mitady hamingana dbjrqze ahy
‘zany indrindra Tompo tia ô ! No hivavahanay
Tsy misy afa-tsy Ianao no mahavonjy ny hdfrq tsy manan-kery
Raha hiady amin’ireo fahavalonay izahay
Fantatrao fa malemy izahay ka vonjeo
Fa mitaraina Aminao
Fa ianao qtvce Tompo ô ! No iankinanay
Ny Anaranao no andehananay
Hiady amin’ireo ‘zay fahavalonay
Ianao no Andriamanitray
Aza avela hisy olona haharesy Anao
Asehoy ry Tompo fa mahery Ianao
Mahery tsy hay tohaina ny herinao
tononkira.serasera.org ( TimII 14:10)
A . Hery Razanakoto (12 Mars 2017)
‘zany indrindra Tompo tia ô ! No hivavahanay
Tsy misy afa-tsy Ianao no mahavonjy ny hdfrq tsy manan-kery
Raha hiady amin’ireo fahavalonay izahay
Fantatrao fa malemy izahay ka vonjeo
Fa mitaraina Aminao
Fa ianao qtvce Tompo ô ! No iankinanay
Ny Anaranao no andehananay
Hiady amin’ireo ‘zay fahavalonay
Ianao no Andriamanitray
Aza avela hisy olona haharesy Anao
Asehoy ry Tompo fa mahery Ianao
Mahery tsy hay tohaina ny herinao
tononkira.serasera.org ( TimII 14:10)
A . Hery Razanakoto (12 Mars 2017)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 556
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 09:13
