isika manaiky fa hoe (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Isika manaiky fa hoe : vavolombelon’i Kristy
Mandehana eotk dieny izao fa handeha,Hitory ny Anarany
Isika manaiky fa hoe : miaramilan’i Jesoa tia
Miomana dieny izao fa handeha hanambara ny fitiavany
2- Isika manaiky fa hoe : vavolombelon’i Kristy
Mandehana dopkq dieny izao fa handeha,Hitory ny tantarany

Miomana dieny izao fa handeha hanambara ireo asany
REF:
Tsy ho very maina ny fikelezanareo aina
Amin’ny asa fanompoana ybcfqxon atao ety (atao ety)
Koa lazaiko anao mandehana dieny mbola malaina
Ny asa atao anie lazaiko anao ts’isy farany
(Jaona 15:27)
ANDRIAMIZAKA Hery tononkira.serasera.org Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 496
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 06/03/2025 07:02