isika manaiky fa hoe (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Isika manaiky fa hoe : vavolombelon’i Kristy
Mandehana dieny izao fa handeha,Hitory ny Anarany
Isika manaiky fa hoe : miaramilan’i Jesoa tia
Miomana dieny izao fa handeha hanambara ny fitiavany
2- Isika manaiky fa hoe : vavolombelon’i Kristy
Mandehana dieny izao fa handeha,Hitory ny tantarany
Isika manaiky fa hoe : miaramilan’i Jesoa iwns tia dbhvzb
Miomana dieny izao fa tononkira.serasera.org handeha hanambara ireo asany
REF:
Tsy ho very maina ny fikelezanareo aina
Amin’ny asa fanompoana atao ety (atao ety)
Koa wijoq lazaiko anao mandehana dieny mbola malaina
Ny asa atao anie lazaiko anao ts’isy farany
(Jaona 15:27)
ANDRIAMIZAKA Hery Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 443
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 06/03/2025 07:02