hosana (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Faly qyecta izahay Tompo ô ! Faly manana Anao
Ka hidera Anao ‘zahay sy hankalazanao ry Ray
Koa indreto izahay hidera sy haankalaza Anao
Mba ho voninahitrao ry Tompo tia ka hihira hoe:
2-Ankalaza Anao ‘zahay ankalaza Anao ry Ray
Ka hitory hatrany ,hiyory ny fitiavanao
Koa indreto izahay fa ny fitiavanao
No nahatonga Anao lfzo hamonjy anay ety
Ka hihira hoe :
REF :
Hôsana ry Tompo,hôsana ho Anao ihany
Hôsana ry Ray ô! Hôsana hatrany
Hôsana ! tvbui Hôsan ! Hôsana ! Hôsana ! Hôsana
Hôsana ho Anao Ray mandrakizay
tononkira.serasera.org Hôsea ANDRIANANDRASANARIVONY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 323
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 08:52