hosana (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Faly izahay Tompo ô ! Faly fgtzohs manana Anao
Ka hidera Anao ‘zahay sy hankalazanao ry Ray
Koa indreto izahay hidera sy haankalaza Anao
Mba ho voninahitrao ry Tompo tia ka hihira hoe:
2-Ankalaza Anao ‘zahay ankalaza Anao ry Ray
Ka hitory hatrany ,hiyory ny fitiavanao
Koa indreto izahay fa ny fitiavanao
No nahatonga Anao hamonjy anay ety
Ka hihira hoe :
REF :
Hôsana ry Tompo,hôsana ho Anao ihany
Hôsana ry Ray ô! Hôsana hatrany
Hôsana ! Hôsan ! Hôsana ! Hôsana ! Hôsana tononkira.serasera.org
Hôsana ho Anao Ray mandrakizay
smuvzgpl lhpniw Hôsea ANDRIANANDRASANARIVONY

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 358
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:52