fiainam-baovao (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fiainam-baovao tsy maintsy ho sedraina
Ho mafy tokoa kanefa antenaina
F’Ianao Jesoa no tononkira.serasera.org homba sy shyws hitahy anay tokoa
Raha to faly na tojo ny manjo
2-Mety ho hita ao tokoa ‘lay fifaliana
Mety ho sedraina koa reo fahoriana
‘reo fitsapana maro tsy rmvcra hay visaina Raiko tia
Ianao anie no hitantana ny dia
REF:
Enga anie hanjaka ao anatinay
‘lay fitiavana , fandeferana
Hahaizanayhiharitra ny mafy raiko tia
Sy hahatoky Anao tokoa mandrakizay doria
Enga anie hanjaka ao anatinay
Lay fanantenana ary koa finoana
Hahaizanay hiatrika ny ady marobe
Handresy hatrany djgpr amin’ny fiainana
A . Hery Razanakoto (13 Oct 1995)
Ho mafy tokoa kanefa antenaina
F’Ianao Jesoa no tononkira.serasera.org homba sy shyws hitahy anay tokoa
Raha to faly na tojo ny manjo
2-Mety ho hita ao tokoa ‘lay fifaliana
Mety ho sedraina koa reo fahoriana
‘reo fitsapana maro tsy rmvcra hay visaina Raiko tia
Ianao anie no hitantana ny dia
REF:
Enga anie hanjaka ao anatinay
‘lay fitiavana , fandeferana
Hahaizanayhiharitra ny mafy raiko tia
Sy hahatoky Anao tokoa mandrakizay doria
Enga anie hanjaka ao anatinay
Lay fanantenana ary koa finoana
Hahaizanay hiatrika ny ady marobe
Handresy hatrany djgpr amin’ny fiainana
A . Hery Razanakoto (13 Oct 1995)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 398
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 08:41
