Ampidiro aloha ny tenimiafina
fiainam-baovao (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fiainam-baovao tsy maintsy ho sedraina
Ho mafy tokoa kanefa antenaina
F’Ianao Jesoa no homba sy hitahy anay tokoa
Raha to faly na tojo ny manjo
2-Mety ho hita ao tokoa ‘lay fifaliana
Mety ho sedraina koa reo fahoriana
‘reo tononkira.serasera.org fitsapana maro tsy hay visaina Raiko tia
Ianao anie no hitantana ny dia
REF:
Enga anie hanjaka ao anatinay
‘lay fitiavana , fandeferana
Hahaizanayhiharitra ny mafy raiko tia
Sy hahatoky Anao tokoa mandrakizay doria
Enga anie hanjaka ao anatinay
Lay fanantenana qcyvkyzr ary koa finoana
Hahaizanay hiatrika ny ady marobe
Handresy hatrany amin’ny fiainana
rylf A . Hery Razanakoto (13 Oct 1995) mpgx

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 433
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:41