didy vaovao (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Kolokoloy ho fihbumxn tsara hatrany ilay fitiavana tononkira.serasera.org nomeny
Hambarao koa fa tena mamy ny miaina ao fqxi anatin’ilay fitiavana
Ka ‘zay nampiasa azy dia tamana , nahitan’ilay vokatra nomeny
Nanambara hatrany hatrany ,tena tsara ny nampihatra ireo didy zay nomeny
2-Mivonona hatrany hatrany mba hanome ‘lay fitia nomeny
Mba hanampy reo namantsika ,reo zay tsy manana ka toa sahorana tokoa
Fa tsy misy manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy
Ka hanome ny soa hatrany ho an’ireo ‘zay hiezaka hivoatra hatrany hatrany
REF :
Didy vaovao no nomeko anareo
Ny hifankatiavanareo tahaka ny hitiavako anareo
Hasehoy hatrany ‘lay fitiavana nomeny
Hamantarana tokoa mantsy fa mpianatry ‘lay Jesoa tia
zsuimpdm ANDRIAMIZAKA Hery Razanakoto (15/12/2023)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 397
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 06/03/2025 06:53