Ampidiro aloha ny tenimiafina
didy vaovao (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Kolokoloy ho tsara hatrany ilay fitiavana nomeny
Hambarao koa fa tena mamy ny miaina ao anatin’ilay fitiavana
Ka ‘zay nampiasa azy dia tamana , nahitan’ilay vokatra nomeny
Nanambara hatrany hatrany ofgrihl ,tena tsara ny nampihatra ireo didy zay nomeny
2-Mivonona hatrany hatrany mba hanome ‘lay fitia nomeny
Mba hanampy reo namantsika ,reo zay tononkira.serasera.org tsy manana ka toa sahorana tokoa
Fa tsy misy manana ny ampy fecytlt fa sambatra izay mifanampy
Ka hanome ny soa hatrany ho an’ireo ‘zay hiezaka hivoatra hatrany hatrany
REF :
Didy vaovao no nomeko anareo
Ny hifankatiavanareo tahaka ny hitiavako anareo
Hasehoy psauyvru hatrany ‘lay fitiavana nomeny
Hamantarana tokoa mantsy fa mpianatry ‘lay Jesoa tia
ANDRIAMIZAKA Hery Razanakoto (15/12/2023)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 396
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 06/03/2025 06:53