asehoy (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Asehoy mba ho hitan’ny rehetra
Fa ao anatinao tokoa ilay fitiavana
Anehoanao ilay tarigetra
Mba hanao ny soa Ho an’ny olona rehetra re

2-Asehoy mba ho hitan’ny rehetra
Fa ao anatinao tokoa ilay fitserana
Mba ahafahao manampy ts’isy fetra
Ireo namanao toa milaza fa sahirana

3-Asehoy mba ho hitan’ny rehetra
Fa ao anatinao tokoa ilay finiavana
Hanome ny soa tsy mba handoava-ketra
Hanome tokoa zay rehetra azo omena re

REF
Aza mamihina ny soa amin’ny tokony  omena azy
Raha azon’ny tànanao atao ihany ô!
Tsy handrasambaliny . Sanatria re izany ô!
                              A . Hery Razanakoto
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : sami FJKM ITAOSY
Visites : 213
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:09
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.07