asehoy (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Asehoy mba ho hitan’ny rehetraFa ao anatinao tokoa ilay fitiavana
Anehoanao ilay tarigetra
Mba hanao ny soa Ho an’ny olona rehetra re
2-Asehoy mba ho hitan’ny rehetra
Fa ao anatinao tokoa ilay fitserana
Mba ahafahao manampy ts’isy fetra
Ireo namanao toa milaza fa sahirana
3-Asehoy mba ho hitan’ny rehetra
Fa ao anatinao tokoa ilay finiavana
Hanome ny soa tsy mba handoava-ketra
Hanome tokoa zay rehetra azo omena re
REF
Aza mamihina ny soa amin’ny tokony omena azy
Raha azon’ny tànanao atao ihany ô!
Tsy handrasambaliny . Sanatria re izany ô!
A . Hery Razanakoto
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 212
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:09
