aoka ho ahy ny famaliana (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
dlip 1-Aoka ho Ahy ny famaliana xwygal hoy Jehovah
Tsy ianareo no hamaly anareo
Fa Jehovah araka ny asanao
Finoana sy fahamarinana
2-aoka ho ahy famalana hoy Jehovah
Ny ratsy atao loza miantona ho anareo
Fa ny tsara atao (tsara atao) hilevenam-bola re
Valian’i Jehovah aminao
REF:
Ka ny soa sy tsara no ataovy
Fa ny ratsy reseo amin’ny soa
1-Fa ho avy ilay andro hitsarana ny asanao
Ka miomana fa tsy tamàna ety antany
2-Araraoty klrrc ilay andro ‘zay noemn’ny Ray anao
Mba hanaovantsoa re fa tsy ho nenina ho antsika
tononkira.serasera.org A.Hery Razanakoto

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 275
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:01