aoka ho ahy ny famaliana (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Aoka ho Ahy ny famaliana hoy Jehovah
Tsy ianareo no hamaly anareo
Fa Jehovah araka ny asanao
Finoana sy fahamarinana
2-aoka ho ahy famalana hoy Jehovah
Ny tononkira.serasera.org ratsy atao loza miantona ho anareo
Fa ny tsara onxhoas atao (tsara atao) hilevenam-bola re
Valian’i Jehovah aminao
REF:
Ka ny soa sy tsara no ataovy
Fa ny ratsy reseo amin’ny soa
1-Fa ho avy ilay andro hitsarana ny asanao
Ka miomana fa tsy tamàna ety antany
2-Araraoty ilay andro ‘zay noemn’ny Ray anao
Mba hanaovantsoa re fa tsy ho nenina ho usfwns antsika
zaaz A.Hery Razanakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 368
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:01