ambaranay (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org 1-Tompo tia ,Tompo tia
Ny teninao ianaranay no ho torinay zao
Nyt ufar teny soa ‘zay mahasoa
Ambaranay ho ren’izao tontolo pwjuuyha izao Jesoa
2-Tompo tia ,Tompo tia
Ny teninao ianaranay no ho torinay zao
Ambaranay ho ren’izao tontolo izao
Fa Ianao Jesoa ‘lay zanaky ny Ray
REF:
Ny teni-masinao tokoa ry Ray
Tsy ho levona mandrakizay
Na dia ho dorana aza ,tsy ho levona
Ambaray tokoa anio ry Ray
Fa vonona hitory Anao ‘zahay
Na inona hidona na inona hitranga
akdn A.Hery Razanakoto
Ny teninao ianaranay no ho torinay zao
Nyt ufar teny soa ‘zay mahasoa
Ambaranay ho ren’izao tontolo pwjuuyha izao Jesoa
2-Tompo tia ,Tompo tia
Ny teninao ianaranay no ho torinay zao
Ambaranay ho ren’izao tontolo izao
Fa Ianao Jesoa ‘lay zanaky ny Ray
REF:
Ny teni-masinao tokoa ry Ray
Tsy ho levona mandrakizay
Na dia ho dorana aza ,tsy ho levona
Ambaray tokoa anio ry Ray
Fa vonona hitory Anao ‘zahay
Na inona hidona na inona hitranga
akdn A.Hery Razanakoto
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 463
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 28/02/2025 08:42
