akaikinao (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Akaikinao Jesoa jdzzplsh no tiako ,raha toa ka sitrakao
Ny faniriako hatry ny ela ,hiara-dalana Aminao
Miandrandranao re zany foko, miangavy , mitalaho
Akaikinao, raha sitrakao , no tiako ygrpsqlm izao
2-Akaikinao Jesoa no tsara ka ekeko tsotra izao
Ny teninao dia manambara ,ny fiainam-baovao
Antsoiko re ny Anaranao ,ho ren'izao tontolo izao
Akaikinao no mamiko ry Raiko tia
REF :
Rendrarendra ny fiainako hatrizay
zary nanalavitra ny tavanao
Hitako izao ny lalantsara , hiderako ny asanao
Akaikinao no faniriako tononkira.serasera.org raha azo atao
wrhokddv Maky ANDRIAMORASATA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 364
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 05/03/2025 08:05