akaikinao (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Akaikinao Jesoa no tiako ,raha toa ka sitrakao
Ny faniriako hatry ny ela  ,hiara-dalana Aminao
Miandrandranao re zany foko, miangavy , agptf mitalaho
Akaikinao, raha sitrakao , no tiako txhc izao
2-Akaikinao Jesoa no tsara ka ekeko tsotra izao
Ny teninao dia manambara ,ny fiainam-baovao
Antsoiko re ny Anaranao ,ho ren'izao tontolo ojtvwgvl izao
Akaikinao no mamiko ry Raiko tia
REF :
Rendrarendra tononkira.serasera.org ny fiainako hatrizay
zary nanalavitra ny tavanao
Hitako izao ny lalantsara , hiderako ny asanao
Akaikinao no faniriako raha azo atao

       Maky ANDRIAMORASATA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : sami FJKM ITAOSY
Hits : 347
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 05/03/2025 08:05
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0495