aina no fetra (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ray fitiavana ianao,nanambatra anay mba ho iray
Hisedra sy hamakivaky izao fiainana izao
Ny tokatrano fihafiana ,nefa ipvqe xnpql mino izahay
Fa Ianao Ray no irianay mba hitantana ny dia
2-Raha tojo fifaliana ,raha sendra ireo fitsikiana
Aza avelanao ho variana , fa hisaotra Anao Ray
Raha sendra ny fahoriana ,na koa ny hakiviana
Aza avela hiady irery fa mba ampio tononkira.serasera.org re 'zahay
REF :
Ny fanekena izay ataonay anio
Dia ho sarobidy anie , ho soa sy madio
Aina no fetran'ny fitiavanay ka
Ho iray tokoa , ho iray tokoa uhci mandrakizay
ANDRIAMIZAKA Hery Razanakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 353
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 05/03/2025 08:14