aina no fetra (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ray fitiavana ianao,nanambatra anay mba ho iray
Hisedra sy hamakivaky izao fiainana izao
Ny tokatrano fihafiana ,nefa acyhupz mino izahay
Fa Ianao Ray no irianay mba tononkira.serasera.org hitantana mlpkn ny wtro dia
2-Raha tojo fifaliana  ,raha sendra ireo fitsikiana
Aza avelanao ho variana , fa hisaotra Anao Ray
Raha sendra ny fahoriana ,na koa ny hakiviana
Aza avela hiady irery fa mba ampio re 'zahay

REF :
Ny fanekena izay ataonay anio
Dia ho sarobidy anie , ho soa sy madio
Aina no fetran'ny fitiavanay ka
Ho iray tokoa , ho iray tokoa mandrakizay

ANDRIAMIZAKA Hery Razanakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : sami FJKM ITAOSY
Hits : 385
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 05/03/2025 08:14
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306