Hidera Anao (SALSA Ziona Fahazavana Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ray ô! Ekeko tsotr'izao
Ny Irakao sy Tendrinao
Ny midera Anao dia fifaliako
Ianao no lamba itafiako
Ny mihira ho Anao
Tsara indrindra ho atao
Mandehana hoy Ianao
Afafazo ambarao
2- Indro izay efa nekeko
Atolotro ary koa omeko
Ny feoko izay avy Aminao
Tsy ihmpkpyn ho an'izao tontolo izao
Izay rehetra ho aisf hiraiko
Dia atolotro ry Raiko
'Zay mba takatry ny saiko
Ho tononkira.serasera.org Anao ry lalaiko
3- Raha mbola Omenao tombon'andro
Tsy ho tafandry mandry Hiasa ho Anao
Hidera sy hanompo Anao raha velon'aina ety
Ry ayur Raiko be fitia mandrakizay doria
A/C RAHADRA MAHEFA
FJKM Ziona Fahazavana Anosibe
Ny Irakao sy Tendrinao
Ny midera Anao dia fifaliako
Ianao no lamba itafiako
Ny mihira ho Anao
Tsara indrindra ho atao
Mandehana hoy Ianao
Afafazo ambarao
2- Indro izay efa nekeko
Atolotro ary koa omeko
Ny feoko izay avy Aminao
Tsy ihmpkpyn ho an'izao tontolo izao
Izay rehetra ho aisf hiraiko
Dia atolotro ry Raiko
'Zay mba takatry ny saiko
Ho tononkira.serasera.org Anao ry lalaiko
3- Raha mbola Omenao tombon'andro
Tsy ho tafandry mandry Hiasa ho Anao
Hidera sy hanompo Anao raha velon'aina ety
Ry ayur Raiko be fitia mandrakizay doria
A/C RAHADRA MAHEFA
FJKM Ziona Fahazavana Anosibe
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SALSA Ziona Fahazavana AnosibeVangy : 2005
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : niainarahadra
Daty : 01/02/2018 19:50
