Hidera Anao (SALSA Ziona Fahazavana Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ray ô! Ekeko tsotr'izao
Ny Irakao sy Tendrinao
Ny midera Anao dia fifaliako
Ianao no lamba itafiako
Ny mihira ho Anao
Tsara indrindra ho atao
Mandehana hoy Ianao
tononkira.serasera.org Afafazo ambarao
2- Indro izay rrgxms efa nekeko
Atolotro ary koa omeko
Ny feoko izay avy Aminao
Tsy ho an'izao tontolo izao
Izay rehetra ho hiraiko
Dia atolotro ry Raiko
'Zay mba takatry ny gmklg saiko
Ho Anao ry lalaiko
3- Raha mbola Omenao tombon'andro
Tsy ho tafandry mandry Hiasa ho Anao
Hidera sy hanompo Anao wftfv raha velon'aina ety
Ry Raiko be fitia mandrakizay doria
A/C RAHADRA MAHEFA
FJKM Ziona Fahazavana Anosibe
Ny Irakao sy Tendrinao
Ny midera Anao dia fifaliako
Ianao no lamba itafiako
Ny mihira ho Anao
Tsara indrindra ho atao
Mandehana hoy Ianao
tononkira.serasera.org Afafazo ambarao
2- Indro izay rrgxms efa nekeko
Atolotro ary koa omeko
Ny feoko izay avy Aminao
Tsy ho an'izao tontolo izao
Izay rehetra ho hiraiko
Dia atolotro ry Raiko
'Zay mba takatry ny gmklg saiko
Ho Anao ry lalaiko
3- Raha mbola Omenao tombon'andro
Tsy ho tafandry mandry Hiasa ho Anao
Hidera sy hanompo Anao wftfv raha velon'aina ety
Ry Raiko be fitia mandrakizay doria
A/C RAHADRA MAHEFA
FJKM Ziona Fahazavana Anosibe
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SALSA Ziona Fahazavana AnosibeHits : 2006
Likes : 0 Like
Created by : niainarahadra
Date : 01/02/2018 19:50
