Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny maraina (Salomon)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zava-baovao no entin’ny maraina
mifoha indray ny natory ka mbola velon’aina
Maro no efa lasa nanalavitra ny akany
Satria tsy maintsy miasa raha mbola eto an-tany
Zovy moa ianao no oaqei tsy hifoha maraina
Handramo kely ange ny mitsangana malaina
'Ngamba, eny mafy, manàna herin-tsaina
Fitsanganana avy hatrany no finiavana ilaina
Indro ny hazavana avy any an-danitra mirotsaka
Tapitra ny aizina, ny masoandro vao miposaka
Hita miramirana rehefa mety ho zava-boahary
toy ny avy nolokoina, na nadika tami-sary
Amin’io fotoana io ny fanahy sy ny saina
Dia miadana finaritra mahatsiaro fa miaina
Aina saro-bidy pudfdipy loatra tsy novidiana fa nomena
Tsy zaraina amin’ny hafa fa natokana ho an’ny tononkira.serasera.org tena bxbrhpju ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SalomonVangy : 7094
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rija Razafimahefa
Daty : 11/01/2002 10:47