Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny maraina (Salomon)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rviyfl Zava-baovao no entin’ny maraina
mifoha indray ny natory ka mbola velon’aina
Maro no efa lasa nanalavitra ny akany
Satria tsy maintsy miasa raha mbola eto an-tany
Zovy moa ianao no tsy hifoha maraina
Handramo kely ange ny mitsangana malaina
'Ngamba, eny mafy, manàna herin-tsaina
Fitsanganana avy hatrany no finiavana ilaina
Indro ny hazavana avy any an-danitra mirotsaka
Tapitra ny aizina, ny masoandro vao miposaka
Hita miramirana rehefa mety ho zava-boahary
toy ny avy nolokoina, tononkira.serasera.org na nadika tami-sary
Amin’io fotoana io ny fanahy sy ny saina
Dia miadana dljj beaowql finaritra mahatsiaro fa miaina
Aina saro-bidy loatra tsy novidiana fa nomena
Tsy zaraina amin’ny hafa fa natokana ho an’ny tena ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SalomonHits : 7093
Likes : 0 Like
Created by : Rija Razafimahefa
Date : 11/01/2002 10:47