Ampidiro aloha ny tenimiafina
FOTOANA HIFANDAOZANA (Salomon)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hifandao izaho sy ianao tsy ho doria
Fomban-tany ihany izany arkmqkra satria
Misy ny fotoana izay tsy maintsy isarahana
Ka aza atao mahakivy fa ombay fivavahana
Eny misy ny alahelo rehefa tsy mifankahita
Nefa tano tsy hirona irony dina tononkira.serasera.org efa vita
Raha sendra misy embonembona binedxsv miserana
Mila tsy hampahita tory dia aza arahana fitserana
Fa kaloy moramora ilay hirahirantsika
Mba hanako eny an-danitra hoentin-drivotra miampita
Am’izay fotoana izay, izaho sy ianao
Ampionona mangina ny ao am-po ao
Ka ny vetsontsika hifamihina mangina
Eny anivon-danitra eny ka ho tojo fifaliana
Raha (Eny) ho avy ny fotoana mbola hihaonantsika indray
Ka lay hiran-karavoana no ventesina amin’izany
Raha sendra misy ...
Tonony sy feony: Romule lalnl Rabarivola
Arrangement: Harry
Mpihira: Salomon sy Olga

--------
Rohy: