Satriko (Rossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Satriko foana akia ny eo anilanao
Hamihina ny tànanao eo an-tratrako
Nefa indrisy akia fa tsy maintsy hifandao
Tsy maintsy hifandao ka torotoro ny fo.
Handeha vetivety aho tsy ho ela akory
Hitady ny gdpp mamy ho anao e
Ka ny alahelo sy xidawdyw tononkira.serasera.org ny embona esory
Hivimbinako zava-baovao
Veloma masina ry hany malala.
Tsy ho ela dia hiverina indray e
Ny fitiavantsika aza avela hamanala
Na halazo fa tondratondray
Satriko foana akia hiaraka hivazo
Hihira ny fitiavantsika tsy halazo
Nefa ny tuqqi adidy tsy maintsy efaina
Veloma vetivety fa mbola hihaona sombinaina
Hamihina ny tànanao eo an-tratrako
Nefa indrisy akia fa tsy maintsy hifandao
Tsy maintsy hifandao ka torotoro ny fo.
Handeha vetivety aho tsy ho ela akory
Hitady ny gdpp mamy ho anao e
Ka ny alahelo sy xidawdyw tononkira.serasera.org ny embona esory
Hivimbinako zava-baovao
Veloma masina ry hany malala.
Tsy ho ela dia hiverina indray e
Ny fitiavantsika aza avela hamanala
Na halazo fa tondratondray
Satriko foana akia hiaraka hivazo
Hihira ny fitiavantsika tsy halazo
Nefa ny tuqqi adidy tsy maintsy efaina
Veloma vetivety fa mbola hihaona sombinaina
--------
Rohy:
