Satriko (Rossy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Satriko foana akia ny eo anilanao
Hamihina ny tànanao eo an-tratrako
Nefa indrisy akia fa tsy maintsy hifandao
Tsy maintsy hifandao ka torotoro ny fo.

Handeha tononkira.serasera.org vetivety aho tsy ho ela akory
Hitady ny mamy ho anao ulpzqsph e
Ka ny alahelo sy ny embona esory
Hivimbinako zava-baovao

Veloma masina  ry hany malala.
Tsy ho ela dia hiverina indray e
Ny fitiavantsika aza sedznt avela hamanala
Na halazo fa tondratondray

Satriko foana akia hiaraka hivazo
Hihira ny fitiavantsika tsy aavgi halazo
Nefa ny adidy tsy maintsy efaina
Veloma vetivety fa mbola  hihaona sombinaina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rossy
Visites : 4212
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 19/02/2012 15:33
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0329