Satriko (Rossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Satriko tononkira.serasera.org foana akia ny eo anilanao
Hamihina ny tànanao eo an-tratrako
Nefa indrisy akia fa tsy maintsy hifandao
Tsy maintsy hifandao ka torotoro ny fo.
Handeha vetivety aho tsy ho ela akory
Hitady ny mamy ho anao e
Ka ny alahelo sy ny embona esory
Hivimbinako zava-baovao
Veloma masina ry hany malala.
Tsy ho ela dia nddb hiverina indray e
Ny fitiavantsika aza avela hamanala
Na halazo fa tondratondray
Satriko foana akia hiaraka hivazo
Hihira ny mugjuc fitiavantsika tsy halazo
Nefa ny adidy tsy maintsy efaina
Veloma vetivety fa mbola hihaona xsbqir sombinaina
Hamihina ny tànanao eo an-tratrako
Nefa indrisy akia fa tsy maintsy hifandao
Tsy maintsy hifandao ka torotoro ny fo.
Handeha vetivety aho tsy ho ela akory
Hitady ny mamy ho anao e
Ka ny alahelo sy ny embona esory
Hivimbinako zava-baovao
Veloma masina ry hany malala.
Tsy ho ela dia nddb hiverina indray e
Ny fitiavantsika aza avela hamanala
Na halazo fa tondratondray
Satriko foana akia hiaraka hivazo
Hihira ny mugjuc fitiavantsika tsy halazo
Nefa ny adidy tsy maintsy efaina
Veloma vetivety fa mbola hihaona xsbqir sombinaina
--------
Link:
