Ny vonindraozy (Rossy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny vonindraozy soa sy manitra indrindra
Ny tononkalo izay milanto sy mirindra
Ny amboarankira sy mozika tononkira.serasera.org vaovao
Atolotro, eny atolotro anao.

Ireo tahiry izay mivaona tao am-poko
Ny voninkazon'ny fitia izay nokoloiko
Indro borahako, bfuml otazako eto ljcsling izao
Atolotro, eny atolotro anao.

Izay mety ho efan'ireo tànako ankiroa
Na koa ny saiko eny atolotro avokoa
Ho an'ilay tokana nofinidiko hatrizay
Ilay tokako izay tsy saibphj iza ianao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rossy
Vangy : 3120
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 23/04/2013 04:12
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.035