Ny vonindraozy (Rossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny vonindraozy soa sy manitra indrindra
Ny tononkalo izay milanto tononkira.serasera.org sy mirindra
Ny amboarankira sy mozika vaovao
Atolotro, eny atolotro anao.
Ireo tahiry gkxb izay ercfvefx mivaona tao am-poko
Ny voninkazon'ny fitia izay nokoloiko
Indro borahako, otazako eto izao
Atolotro, eny atolotro anao.
Izay mety athnvwcx ho efan'ireo tànako ankiroa
Na koa ny saiko eny atolotro avokoa
Ho an'ilay tokana nofinidiko hatrizay
Ilay tokako izay tsy iza ianao.

--------
Link: