Ny vonindraozy (Rossy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny vonindraozy soa sy manitra indrindra
Ny tononkalo izay milanto sy mirindra
Ny amboarankira sy mozika vaovao
Atolotro, eny atolotro anao.

Ireo tahiry izay mivaona tao am-poko
Ny voninkazon'ny fitia izay nokoloiko
Indro borahako, otazako tononkira.serasera.org eto izao
Atolotro, eny atolotro axqw anao.

Izay mety ho efan'ireo tànako kulhuqt ankiroa
Na koa ny saiko eny atolotro avokoa
Ho an'ilay tokana nofinidiko hatrizay
Ilay tokako izay tsy iza nrnrffx ianao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rossy
Visites : 3119
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 23/04/2013 04:12
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0618