Handao anao (Roland Raelison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga izao tononkira.serasera.org ny ora stde handaozako ymproix anao
Veloma sy masina re izao
’Zany tenako no handao anao
Tsy ho ela dia hihaona indray
Izaho tsy hanadino na aiza misy anao
Na obvppf lavitra na akaiky izaho tsy hanadino
Amin’ny andro hiverenako aminao
Ho faly ny fo fa tafaray
Eny mba tsahivo raha lavitra ahy ianao
Ny fitiavako anao ho doria
Eny mandra-maty tsy miova sanatria
Ho anao doria ka matokia
A/C Roland Raelison
Veloma sy masina re izao
’Zany tenako no handao anao
Tsy ho ela dia hihaona indray
Izaho tsy hanadino na aiza misy anao
Na obvppf lavitra na akaiky izaho tsy hanadino
Amin’ny andro hiverenako aminao
Ho faly ny fo fa tafaray
Eny mba tsahivo raha lavitra ahy ianao
Ny fitiavako anao ho doria
Eny mandra-maty tsy miova sanatria
Ho anao doria ka matokia
A/C Roland Raelison
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Roland RaelisonVangy : 8044
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hertix
Daty : 24/12/2006 12:57
