Ampidiro aloha ny tenimiafina
Handao anao (Roland Raelison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga izao ny ora handaozako anao
Veloma sy masina re izao
’Zany tenako no handao pluc anao
Tsy ho ela dia hihaona indray
Izaho tsy hanadino na aiza misy anao
Na lavitra na akaiky izaho tsy tononkira.serasera.org hanadino
Amin’ny andro hiverenako aminao
Ho faly ny fo fa tafaray
Eny mba tsahivo pwdvglxn qmbjw raha lavitra ahy ianao
Ny fitiavako anao ho doria
Eny mandra-maty tsy miova sanatria
Ho anao doria ka matokia
A/C Roland Raelison
Veloma sy masina re izao
’Zany tenako no handao pluc anao
Tsy ho ela dia hihaona indray
Izaho tsy hanadino na aiza misy anao
Na lavitra na akaiky izaho tsy tononkira.serasera.org hanadino
Amin’ny andro hiverenako aminao
Ho faly ny fo fa tafaray
Eny mba tsahivo pwdvglxn qmbjw raha lavitra ahy ianao
Ny fitiavako anao ho doria
Eny mandra-maty tsy miova sanatria
Ho anao doria ka matokia
A/C Roland Raelison
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Roland RaelisonVisites : 8045
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hertix
Date : 24/12/2006 12:57
