Banjino ny ho avy (Romule)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
BANJINO NY HO AVY
Mandalo ny fotoana ormf ka aza dia variana iesq (2) milalao
Fa araraoty ihany raha mbola misy koa ny azonao atao
Mahaiza misafidy ary mandraisa adidy
Fenoy fifaliana ny fonao tsy hangina
Kanefa izao tsarovy banjino ny ho avy
Ahaizanao mamboatra izay ho eqbwq diavinao
Tsy ahalavo anao
Marobe tokoa ireo namanao variana mbola milalao
Miravo sy mandihy ka tsy tsaroany izay tokony atao
Tsy tsapan’izy ireny ny andro maha-ory
Tsy maintsy ho lalaovana raha mbola eto an-tany
Ka samy velon’aina
Koa adinao ny mampahatsiahy ’reo namanao variana ireo
Hibanjina ny ho avy ka handray anjara dieny izao
Fa mihelina ny andro mandalo tononkira.serasera.org koa ny ora
K’aza mangatak’andro fa sao ianao voakora
K’ataovy dieny izao izay tokony atao
Tsy hanenenanao
ROMULE (1992)

--------
Rohy: