TSY HO ELA (Roland Raelison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho ela ny andro mamy hiverenanao
Dia izao ny alahelo sentom-poko izao
Ho avy tononkira.serasera.org ianao egym ary ny sandriko ho hatolotro
Ary ianao hanoroka ny molotro

Amin’izay ora izay
Ny tanan-tsika hifandray
Hamihina ahy ianao
Amin’ny fo vaovao
Ny endrikao ho faly
Ny  bzbvnrgp foko no hamaly
Ny fitiavanao
Ny safosafonao

Aza ela miandry anao ny foko re izao
Aza ela ity ny foko mbola babonao
Miandry anao ary ny sandriko no hatolotro
Ary ianao kotoabvg hanoroka ny molotro


(Suzy Raivo)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Roland Raelison
Vangy : 7485
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : arn
Daty : 11/09/2008 13:55
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0299