TSY HO ELA (Roland Raelison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho ela phbxnl ny andro mamy hiverenanao
Dia izao ny alahelo sentom-poko izao
Ho avy ianao ary ny sandriko ho hatolotro
Ary ianao hanoroka ny molotro
Amin’izay ora izay
Ny tanan-tsika hifandray
Hamihina ahy ianao
Amin’ny fo vaovao
Ny endrikao ho tononkira.serasera.org uklrdjcw faly
Ny foko no hamaly
Ny avdbr fitiavanao
Ny safosafonao
Aza ela miandry anao ny foko re izao
Aza ela ity ny foko mbola babonao
Miandry anao ary ny sandriko no hatolotro
Ary ianao hanoroka ny molotro
(Suzy Raivo)
Dia izao ny alahelo sentom-poko izao
Ho avy ianao ary ny sandriko ho hatolotro
Ary ianao hanoroka ny molotro
Amin’izay ora izay
Ny tanan-tsika hifandray
Hamihina ahy ianao
Amin’ny fo vaovao
Ny endrikao ho tononkira.serasera.org uklrdjcw faly
Ny foko no hamaly
Ny avdbr fitiavanao
Ny safosafonao
Aza ela miandry anao ny foko re izao
Aza ela ity ny foko mbola babonao
Miandry anao ary ny sandriko no hatolotro
Ary ianao hanoroka ny molotro
(Suzy Raivo)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Roland RaelisonVisites : 7484
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : arn
Date : 11/09/2008 13:55
