INAY AHO (Roland Raelison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inay aho nikipy tsy nety nijery,
'lay endrika kanto nisaloranao
Nefa hgtwmk indrisy tsy nety, voatery
fa mbola tsy nisy mitovy aminao
Inay ttmjq aho nangina, nanjaitra ny molotro
Tsy handoatra ny raki-pitia notrotroiko
Nefa tsy nety, tsy maintsy natolotro
Nanosika mafy ahy mantsy ny foko
Inay aho namery ny tenako ihany
Na oviana na oviana tsy hanoroka anao
Nefa inona indray teto ambonin'ny tany
No mamiko mihoatra izay taminao
Inay aho izao, inay aho ireny
Raha to tsy ho sils-panahy aminao
Kanefa naleoko tononkira.serasera.org tan-kibon'Ineny
no efa tsy hary raha toa ka tsy ho anao
Inay aho izao, inay aho ireny
Raha to tsy ho sils-panahy aminao
Kanefa naleoko tan-kibon'Ineny
no efa tsy hary raha fvotakr toa ka tsy ho anao
'lay endrika kanto nisaloranao
Nefa hgtwmk indrisy tsy nety, voatery
fa mbola tsy nisy mitovy aminao
Inay ttmjq aho nangina, nanjaitra ny molotro
Tsy handoatra ny raki-pitia notrotroiko
Nefa tsy nety, tsy maintsy natolotro
Nanosika mafy ahy mantsy ny foko
Inay aho namery ny tenako ihany
Na oviana na oviana tsy hanoroka anao
Nefa inona indray teto ambonin'ny tany
No mamiko mihoatra izay taminao
Inay aho izao, inay aho ireny
Raha to tsy ho sils-panahy aminao
Kanefa naleoko tononkira.serasera.org tan-kibon'Ineny
no efa tsy hary raha toa ka tsy ho anao
Inay aho izao, inay aho ireny
Raha to tsy ho sils-panahy aminao
Kanefa naleoko tan-kibon'Ineny
no efa tsy hary raha fvotakr toa ka tsy ho anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Roland RaelisonVangy : 9556
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : SitMihaj
Daty : 31/07/2017 17:47
