Ampidiro aloha ny tenimiafina
INAY AHO (Roland Raelison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inay aho nikipy tsy nety nijery,
'lay endrika kanto nisaloranao
Nefa indrisy tsy nety, voatery
fa mbola tsy nisy mitovy aminao
Inay aho llbzqa nangina, nanjaitra ny molotro
Tsy handoatra ny raki-pitia notrotroiko
Nefa tsy nety, tsy maintsy natolotro
Nanosika mafy ahy mantsy ny foko
Inay aho namery tononkira.serasera.org ny tenako ihany
Na oviana na oviana tsy hanoroka anao
Nefa inona indray teto ambonin'ny rytni tany
No mamiko mihoatra izay taminao
Inay aho izao, inay aho ireny
Raha to tsy ho sils-panahy aminao
Kanefa naleoko tan-kibon'Ineny
no efa tsy hary raha toa ka tsy ho anao
Inay aho izao, inay aho ireny
Raha to tsy ho sils-panahy aminao
Kanefa naleoko tan-kibon'Ineny
no efa tsy hary raha gzclf toa ka tsy ho anao
'lay endrika kanto nisaloranao
Nefa indrisy tsy nety, voatery
fa mbola tsy nisy mitovy aminao
Inay aho llbzqa nangina, nanjaitra ny molotro
Tsy handoatra ny raki-pitia notrotroiko
Nefa tsy nety, tsy maintsy natolotro
Nanosika mafy ahy mantsy ny foko
Inay aho namery tononkira.serasera.org ny tenako ihany
Na oviana na oviana tsy hanoroka anao
Nefa inona indray teto ambonin'ny rytni tany
No mamiko mihoatra izay taminao
Inay aho izao, inay aho ireny
Raha to tsy ho sils-panahy aminao
Kanefa naleoko tan-kibon'Ineny
no efa tsy hary raha toa ka tsy ho anao
Inay aho izao, inay aho ireny
Raha to tsy ho sils-panahy aminao
Kanefa naleoko tan-kibon'Ineny
no efa tsy hary raha gzclf toa ka tsy ho anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Roland RaelisonVisites : 9553
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : SitMihaj
Date : 31/07/2017 17:47
