Ny fanantenako (ROHAMA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fanantenako, ny hahita fzhus anao Ray
ka ny fikasako, tongava rbmun amin'izay e
fa e! Mafy loatra ireo tolona sy ady
efa tafahoatra, ireo loza mianjady
Ny fahoriana sy tononkira.serasera.org ny fifaliana
no zary sakaiza, tonga toa mpitaiza
tsy misy tsy kivy fa tena mangidy
tongava ry tompo, miandry anao ny foko
Raha eo mantsy ianao e!
Dia tsy hanonja toy izao
ireo tafiotra mpandrava
baikonao io dia hisava
Toa tsinjoko Ray o! Izany anilanao
foana ny bgjrr ahiahy, lasa ny talaho
fifaliana foana, izay rehetra atao
toa fohy ny fotoana, hihaonana aminao (2fois)
ka ny fikasako, tongava rbmun amin'izay e
fa e! Mafy loatra ireo tolona sy ady
efa tafahoatra, ireo loza mianjady
Ny fahoriana sy tononkira.serasera.org ny fifaliana
no zary sakaiza, tonga toa mpitaiza
tsy misy tsy kivy fa tena mangidy
tongava ry tompo, miandry anao ny foko
Raha eo mantsy ianao e!
Dia tsy hanonja toy izao
ireo tafiotra mpandrava
baikonao io dia hisava
Toa tsinjoko Ray o! Izany anilanao
foana ny bgjrr ahiahy, lasa ny talaho
fifaliana foana, izay rehetra atao
toa fohy ny fotoana, hihaonana aminao (2fois)
--------
Rohy:
Hevitra
antsa_fifaliana
(
09/09/2017 10:56)
Ny groupe rohama dia niorona tao mahajanga teo amin'ny fiangonana advantista mahajanga be tamin'ny taona 1997. Ary mankalaza ny faha20 taonany amin'ity taona 2017 ity. Ny dikan'ny teny hoe rohama dia « namindrana fo»
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ROHAMAVangy : 2155
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antsa_fifaliana
Daty : 09/09/2017 10:54
