Vohay (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ateriko an-tranonao
Ny ampahafolon-karena
Izay no ungaaya tianao
'zay no exor tianao
Na mihovitrovitra aza ny tany
Na mihorohoro ny firenena
Fa hahita anao
'Hahita anao
Ref:
Vohay ny vavahadin-dranon'ny lanitra
Handena anay
Handena anay
Avelao hiraraka
Avelao hitopatopa tononkira.serasera.org avy ao
'ranon'oram-pitahiana
Hivatravatra hikoriana
Tokiniaina Minohasina swkjinra
Ny ampahafolon-karena
Izay no ungaaya tianao
'zay no exor tianao
Na mihovitrovitra aza ny tany
Na mihorohoro ny firenena
Fa hahita anao
'Hahita anao
Ref:
Vohay ny vavahadin-dranon'ny lanitra
Handena anay
Handena anay
Avelao hiraraka
Avelao hitopatopa tononkira.serasera.org avy ao
'ranon'oram-pitahiana
Hivatravatra hikoriana
Tokiniaina Minohasina swkjinra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 2507
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Naminosh
Daty : 31/10/2023 18:34
