Vohay (Rija Rasolondraibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org zrujuntr Ateriko an-tranonao
Ny ampahafolon-karena
Izay no tianao
'zay no tianao

Na mihovitrovitra aza ny tany
Na mihorohoro ny firenena
Fa hahita anao
'Hahita anao

Ref:
Vohay thborhyx ny vavahadin-dranon'ny lanitra
Handena anay
Handena anay

Avelao hiraraka
Avelao ozgtrj hitopatopa avy ao
'ranon'oram-pitahiana
Hivatravatra hikoriana

Tokiniaina Minohasina

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rija Rasolondraibe
Hits : 2510
Likes : 0 Like
Created by : Naminosh
Date : 31/10/2023 18:34
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0135