NOVELARINY (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Novelariny ao am-poko ankehitriny
Ny qnpefz hazavana izay nitantanany ahy
Ny qfllfnzo fiainako rehetra feno ny fisiany
Ka ny lalako lasa lavitra ahiahy
Fa nasehony ahy ny halemem-panahy
Faharetam-po izay tena lehibe
Izy ninia, sahy nitia ahy
Izy mpitia, mpihaino sy mpandre
Ref: Jesosy ô!x2
tiako loatra
Ny fahasoavanao
Jesosy ô!x2
Tsisy mihoatra ny
fitiavanao
Tsy hosoloiko fa izy tsara ho ahy
Ny finoako nofenoiny ny fanahy
Ny fitiavany no antoky ny foko
Izy no tononkira.serasera.org hany faneva hijoroako
Raha manana chqzod an’i Jesosy aho manana ny Ray
Maniry aho ho toa azy rahatrizay
Ka ny vavaka hatao ho fihiram-baovao
Izy anie ho tafaorina ao am-poko ao
Ref: Jesosy ô!x2
tiako loatra
Ny fahasoavanao
Jesosy ô!x2
Tsisy mihoatra ny
fitiavanao
..........
Ny qnpefz hazavana izay nitantanany ahy
Ny qfllfnzo fiainako rehetra feno ny fisiany
Ka ny lalako lasa lavitra ahiahy
Fa nasehony ahy ny halemem-panahy
Faharetam-po izay tena lehibe
Izy ninia, sahy nitia ahy
Izy mpitia, mpihaino sy mpandre
Ref: Jesosy ô!x2
tiako loatra
Ny fahasoavanao
Jesosy ô!x2
Tsisy mihoatra ny
fitiavanao
Tsy hosoloiko fa izy tsara ho ahy
Ny finoako nofenoiny ny fanahy
Ny fitiavany no antoky ny foko
Izy no tononkira.serasera.org hany faneva hijoroako
Raha manana chqzod an’i Jesosy aho manana ny Ray
Maniry aho ho toa azy rahatrizay
Ka ny vavaka hatao ho fihiram-baovao
Izy anie ho tafaorina ao am-poko ao
Ref: Jesosy ô!x2
tiako loatra
Ny fahasoavanao
Jesosy ô!x2
Tsisy mihoatra ny
fitiavanao
..........
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 5840
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Soul Ouf!
Daty : 07/08/2004 05:05
