NOVELARINY (Rija Rasolondraibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Novelariny ao am-poko ankehitriny
Ny hazavana izay nitantanany ahy
Ny fiainako rehetra feno ny fisiany
Ka ny lalako lasa lavitra ahiahy
    
     Fa maetvp nasehony ahy ny halemem-panahy
     Faharetam-po izay tena lehibe
     Izy ninia, sahy xsew nitia ahy
     Izy mpitia, mpihaino sy mpandre

Ref: Jesosy ô!x2
       tiako loatra
       Ny fahasoavanao
       Jesosy ô!x2
       Tsisy mihoatra ny
      tononkira.serasera.org  fitiavanao


Tsy hosoloiko fa izy tsara ho ahy
Ny finoako nofenoiny ny fanahy
Ny fitiavany no antoky ny foko
Izy no hany faneva hijoroako

     Raha manana an’i Jesosy aho manana vybgwolp ny Ray
     Maniry aho ho toa azy rahatrizay
     Ka ny vavaka hatao ho fihiram-baovao
     Izy anie ho tafaorina ao am-poko ao


Ref: Jesosy ô!x2
       tiako loatra
       Ny fahasoavanao
       Jesosy ô!x2
       Tsisy mihoatra ny
       fitiavanao
..........

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rija Rasolondraibe
Vangy : 5841
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Soul Ouf!
Daty : 07/08/2004 05:05
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0661