MANANA (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lwbj Manana anjara fiononana
Ny mino ao anaty ny fiangonana
Reo zay teo sy eo am-pisoronana
Tsy ho avelany eto fa ankohonana
Nanjavona hono ny sasany , Poa toy izay dia efa lasany
Indray mipi maso dia any, Veloma ry iagnzztf tany
Hihaona @ Tompo eny anabakabaky ny lanitra
Isika dia te / hiomankomana any trmrx an-danitra
Dia hamirapiratra ny tavany e ! Dia hamirapiratra ny tavany e !
Hombantsika mianakavy anie ny Tompo, Hampamirapiratra ny tavany e!
Handre ny fahatongavany e! ho avy haka ny havany e !
Hombantsika mianakavy anie ny Tompo, tononkira.serasera.org Hampamirapiratra ny tavany e!
Tsy anavahana fiangonana ,fa valisoa iray iombonana
Ho an’ny mino rehetra ny fanangonana,tsy ho avelany eto fa ankohonana
Nanjavona…….

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 11038
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RAKAZY
Daty : 21/05/2009 16:48