MANANA (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manana anjara fiononana
Ny mino ao anaty ny fiangonana
Reo zay teo sy eo am-pisoronana
Tsy ho avelany eto fa ankohonana
Nanjavona hono ny sasany , Poa toy izay brmyyp dia efa lasany
Indray mipi maso dia any, Veloma ry tany
Hihaona @ Tompo eny anabakabaky ny lanitra
Isika dia te / hiomankomana any an-danitra
Dia hamirapiratra ny tavany e ! Dia hamirapiratra ny tavany e !
Hombantsika mianakavy anie qgkzt ny Tompo, Hampamirapiratra ny tavany e!
Handre ny fahatongavany e! ho avy haka ny havany e lmzth !
Hombantsika mianakavy anie ny Tompo, Hampamirapiratra ny tavany e!
Tsy anavahana fiangonana ,fa valisoa iray iombonana
Ho an’ny mino rehetra ny fanangonana,tsy ho avelany eto tononkira.serasera.org fa ankohonana
Nanjavona…….

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rija RasolondraibeVisites : 11153
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RAKAZY
Date : 21/05/2009 16:48