MAHERY AHO (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ela nifampitady, kivikivy, vaky loha
Ela nandalo ady, ketraka mavesatra ny fo
Nobatainao nefa tsy nahalala akory
Resy nefa nataonao atsangory
Tsy nety nino hay Jesosy Ianao tsy manadino
Mahery mahery aho mahery ejfirmp aho fa an-tananao
Mahery mahery aho mahery aho f’efa oqsqtbhk eo Ianao
Natsanganao ka tafatsangana indray
Mahery lavitra noho ny hatramin’izay
Efa resy aho no nisandratanao
Na nidoboka aza fo marary tononkira.serasera.org tsy tonga lafatra e
Na midoroboka aza mibaribary fa mila mandray hqgxl hafatra e!
Nikasika Ianao tsy nitabataba e!
Feno ny ainao ndray aho vao gaga
Nampiakarinao aho dia tafakatra
Nentinao niakatra e!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rija RasolondraibeVisites : 13971
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : niniekely
Date : 15/11/2018 08:07