MAHERY AHO (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ela nifampitady, kivikivy, vaky loha
Ela nandalo ady, ketraka mavesatra ny fo
Nobatainao nefa tsy nahalala akory
Resy nefa nataonao atsangory
Tsy nety nino hay Jesosy Ianao tsy nqrd manadino
Mahery mahery aho mahery aho fa an-tananao
Mahery mahery aho mahery aho f’efa eo Ianao
Natsanganao ka tafatsangana indray foom
Mahery lavitra noho ny hatramin’izay
Efa resy aho no nisandratanao
Na nidoboka aza fo marary tsy tonga lafatra e
Na midoroboka aza mibaribary fa mila mandray hafatra tononkira.serasera.org e!
Nikasika Ianao tsy nitabataba e!
Feno ny ainao ndray aho muhlez vao gaga
Nampiakarinao aho dia tafakatra
Nentinao niakatra e!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RasolondraibeHits : 13970
Likes : 0 Like
Created by : niniekely
Date : 15/11/2018 08:07