Mahay ny zavatra rehetra (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra anao izahay pdnc noho ny haben'ny fitiavanao
Fa na tombonan'andro tononkira.serasera.org na fofon'aina tsy misy tsy nomenao
Mahatsiaro sambatra heniky ny fitahina noho ny famindraponao
Nahita ny herin'ny fifaliana ka misaotra Anao zahay
Mahay manao ny zava-drehetra Ianao
Andriamanitry ny fahagagana
Famonjena, fiantrana, fo onena, famelana
Aim-baovao fa fitiavana Ianao, fitiavana Ianao
Mahay manao ny zava-drehetra Ianao
Andriamanitry ny fahalalana
Fitahina, fitondrana, fifaliana, famelana
Aim-baovao fa fitiavana Ianao
Mankasitraka, misaotra fa efa nanararaotra ny fanatrehanao
Voakasiky ny herin'ny fanahy, gszzpc ogismyn zahay vavolombelona fa velona Ianao
Tafatoetra tamana amin'ny firaisana amin'ny fanahinao
Ilahatsahan'ny fanavaozan-tsaina velon'aina ka misaotra anao

Andriamanitry fahalalana

Tombony ho ahy, Andriamanitra fanahy
Manana anao, manana anao
Fa fitiavana Ianao ka misaotra anao izahay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 22482
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : kofakama
Daty : 13/01/2011 15:05