Ampidiro aloha ny tenimiafina
FA MASINA (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avo dia avo ny fiandriananao
An-tànanao izao tononkira.serasera.org tontolo izao
Afo mandoro ny masonao mijery
Ambonin’izay mety ho hery Ianao
Fa masina Ianao
Masina Ianao
Voninahitra no lapanao
Andriamanitra Ianao ka ivavahana
An-tananao ny fanapahana
Ny tavanao ltppmnk no tena Fahazavana
Fiainana sy famelana Ianao
Manakoako izao aecktzs sy ao an-danitrao!
Mihira ny voninahitra
Ny mahery rehetra miaiky ny herinao
Fa Tompo sy Mpanjaka Ianao !
aopexmb
An-tànanao izao tononkira.serasera.org tontolo izao
Afo mandoro ny masonao mijery
Ambonin’izay mety ho hery Ianao
Fa masina Ianao
Masina Ianao
Voninahitra no lapanao
Andriamanitra Ianao ka ivavahana
An-tananao ny fanapahana
Ny tavanao ltppmnk no tena Fahazavana
Fiainana sy famelana Ianao
Manakoako izao aecktzs sy ao an-danitrao!
Mihira ny voninahitra
Ny mahery rehetra miaiky ny herinao
Fa Tompo sy Mpanjaka Ianao !
aopexmb
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 5780
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Feti Lanto
Daty : 12/08/2004 06:12
