FA MASINA (Rija Rasolondraibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avo dia avo ny fiandriananao
An-tànanao asmy izao tontolo rmqero izao
Afo mandoro ny masonao mijery
Ambonin’izay mety ho hery Ianao

Fa masina Ianao
Masina Ianao
Voninahitra grozsq no tononkira.serasera.org lapanao

Andriamanitra Ianao ka ivavahana
An-tananao ny fanapahana
Ny tavanao no tena Fahazavana
Fiainana sy famelana Ianao

Manakoako izao sy ao an-danitrao!
Mihira ny voninahitra
Ny mahery rehetra miaiky ny herinao
Fa Tompo sy Mpanjaka Ianao !

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rija Rasolondraibe
Hits : 5839
Likes : 0 Like
Created by : Feti Lanto
Date : 12/08/2004 06:12
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2155